|
|
|
|

Entry1  tsy hita zambazamba
Elementary words  2  tsy hita, zambazamba
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  tsy hita isa, tsy hita pesipesenina
5  tsy azo oharina, tsy manam-paharoa [1.1]
Examples  6  nefa lavitra tsy hita zambazamba akory ny firazanany. [2.69]
Synonyms  7  tsy hita hirangirana, tsy hita lavadavaka, tsy hita noanoa, tsy hita pesipesenina, tsy hita velively

Updated on 2023/11/20